This story is also available in English. Click here to read that version.

HELODRANON’NY RANOBE, Madagasikara — Ny haran-dranomasina (vatohara) izy tenany dia tena tsara tokoa. Miaina any amin’ny dimy kilaometatra miala ny morontsiraka izy ireo, any amin’ny rano lalina manodidina ny dimy ambin’ny folo metatra, ary dia toy ny tany mikitoantoana misy loko mavokely, manga, ary volomboasary, mipetraka ao anatin’ny ranomasina manga lalina. Ny singany iray amin’ny vatohara dia vondron-biby madinika velona, ary manana endrika hafahafa maro, manomboka amin’ny endrika toy ny lovia fasiana mofomamy sy toy ny ambin-kazo avy amin’ny penisilihazo noharatana ka hatramin’ny endrika toy ny tandroka sy toy ny atidoha.

Fa nisy zavatra iray mazava tsara tsy hita tao: trondro. Toy ny tanàna tsy misy olona, d

See Full Page